Visite d’ une délégation de la Banque Mondiale

Le Ministre du MAEP, Monsieur RANARIVELO Lucien, a reçu ce jeudi 07 mars 2019 une délégation de la Banque Mondiale conduite par Mme Coralie Gevers. La loi portant interdiction de toute exportation de zébus (sur pied ou viande), le financement additif du projet CASEF, portant sur la distribution de certificat foncier ainsi que l’amélioration du système de collecte de données ont été au centre des discussions durant la rencontre.

VM:

Nihaona tamin’Andiamatoa Ministry ny fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, ny ekipan’ny Banky Iraisam-pirenena eto Madagasikara, ny 07 martsa 2019, teny Anosy.

 Noresahana nandritry ny fihaonana ny momban’ny lalana mandrara ny fanondranana omby velona sy hena makany ivelany. Noresahana ihany koa ny fahazoan’I Madagasikara ny famatsiam-bola fanampiny ho an’ ny tetikasa CASEF izay mahakasika ny fizarana karatany ary koa ny fomba fazahoana antontan’isa matotra ho fampivoarana ny tontolo ambanivohitra

Date: 07/03/2019

Retour

You might also like

Comments are closed.