Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Actuminae
Fanamorana ny fahazoana fanamarinana ara-pahasalaman’ny zava-maniry na « certificat phytosanitaire »
Ho fanamorana ny fahazoana fanamarinana ara-pahasalamana ho an’ny
zava-maniry na « certificat phytosanitaire » sy ho fanavaozana ny
fombafomba ara-barotra!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Mihamafy kokoa ny fiaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny SYMABIO ho fampiroboroboana ny vokatra…
Nanomboka ny taona 2017
no efa niara-niasa ny MINAE sy ny SYMABIO. Vokatr’izany dia efa nisy ny
fampahafantarana ny lalàna momba ny famokarana biolojika ny taona 2020,
narahina!-->…
Read More...
Read More...
Atrikasa nasionaly momba ny masomboly
Tanterahina
mandritry ny hateloana (31 may, 01 et 02 jona 2022) ao amin’ny CNEAGR Nanisana ny atrikasa fikaonan-doham-pirenena ho an’ny
masomboly, izay nokarakarain’ny!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tantely teto Madagasikara
Tao Morondava no
natao ny fankalazana nasionaly ny andro
manerantany ho an’ny tantely teto Madagasikara ny 20 Mey 2022, izay
notarihin’Andriamatoa Ministra lefitra misahana!-->…
Read More...
Read More...
Atrikasa fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa ho fanatsaràna ny famokarana lavanila
Notanterahina ny 18 may 2022 tao Anosy ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin'ny fandaharanasa FORMAPROD, ny tetikasa PEJAA, ny EFTA Analamalotra, izay eo!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
ATRIKASA FAKAN-KEVITRA HO FANITSIANA NY PAIKADY NASIONALY HO FAMPIROBOROBOANA NY FAMOKARAM-BARY
Antananarivo, 12 May 2022. Notanterahina anio ny atrikasa fakan-kevitra itondrana fanitsiana sy fanatsarana ny Paikady Nasionaly ho fampiroboroboana ara-bary, izay nokarakarain’ny!-->…
Read More...
Read More...