Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Communiqué
Fanamorana ny fahazoana fanamarinana ara-pahasalaman’ny zava-maniry na « certificat phytosanitaire »
Ho fanamorana ny fahazoana fanamarinana ara-pahasalamana ho an’ny
zava-maniry na « certificat phytosanitaire » sy ho fanavaozana ny
fombafomba ara-barotra!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
ATRIKASA FAKAN-KEVITRA HO FANITSIANA NY PAIKADY NASIONALY HO FAMPIROBOROBOANA NY FAMOKARAM-BARY
Antananarivo, 12 May 2022. Notanterahina anio ny atrikasa fakan-kevitra itondrana fanitsiana sy fanatsarana ny Paikady Nasionaly ho fampiroboroboana ara-bary, izay nokarakarain’ny!-->…
Read More...
Read More...
Mamokatra ny tany rehefa voakarakara
Paikady apetraky ny MINAE ho fahatratrarana ny
fahavitan-tena ara-tsakafo ny fanitarana ny velaran-tany volena sy ny
famporisihana ny mpandraharaha hisehatra amin’ny!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Fankatoavana ara-panjakana ny karazam-bary Mangafototra
Rehefa natao andrana nandritry ny 2 taona nanarahana ny
processus d’homologuation ny vary an-drano atao hoe « mangafototra »
ao amin’ny faritr’i Ihorombe dia hita fa!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
Colloque national sur l’Agroécologie à Madagascar
Le colloque national sur l’Agroécologie s’est tenu le 19 Avril 2022 à l’Hôtel Carton Anosy, présidé par le Ministère de l’Agriculture et de l’Elevage avec ses partenaires!-->!-->!-->…
Read More...
Read More...
FIZARANA KETSA HO AN’IREO MPAMBOLY VARY AO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA SY FITOVINANY
Ho fanohanana ireo tantsaha sy ho fanarenana ny fambolena vary taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai sy Emnati tao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana sy Fitovinany, dia!-->…
Read More...
Read More...