Actualités

Avaozina sy hatsaraina ny lalàna mifehy ny tontolon’ny veterinera eto Madagasikara

Lalàna telo no ho dinihina ao anatin’ny atrikasa izay karakarain’ny MAEP amin’ny alalan’ny DSV, miaraka amin’ny « Bureau Inter-Ressources Animales » atao ao amin’ny Colbert Antaninarenina ny 18-19 febroary 2021,  dia ny lalàna mifehy ny fikarakarana ny tontolon’ny biby na ny “bien-être animal”, ny lalàna mahakasika ny “traçabilité des petits ruminants” ary ny lalàna mamaritra ny fanaraha-maso […]

Voir plus

Ny tetikasa « titre vert » : fanomezana tany ireo tanora mpamokatra

Ny tetikasa « titre vert » dia natao hametrahana ireo mpamokatra any amin’ireo faritra izay velomin’ny Governemanta, amin’ny lafiny fanohanana ara-toe-karena sy ara-tsosialy. Miovaova arakaraka ny tsy fahampiana sedrain’ny mpamokatra ny vahaolana naroso fa ny foto-kevitra iraisana dia ny fahavitan-tena ara-tsakafo sy ny famokarana maharitra izay hahafahana manohana ny tahirim-bola amin’ny fametrahana ireo famokarana tantanam-pianakaviana ireo, izay […]

Voir plus

SNDAM nohavaozina : hihatra manomboka ny faran’ny febroary 2021

Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana malagasy ny famokarana ho lovain-jafy ny harena anaty rano. Tanjon’ny MAEP ihany koa ny hanitatra ny fiompiana trondro ho amin’ny sehatra lehibe kokoa sy hampanaraka fenitra ny famokarana anaty rano eto Madagasikara. Anisan’ny mampidi-bola betsaka ho an’ny fanjakana malagasy ny jono ary manampy amin’ny fanatràrana ny velirano fahasivin’ny Filoham-pirenena ny fampiroboroboana […]

Voir plus

Hapetraka ny “guichet unique” ho an’ny fanavaozana sy fanomezana ny karatra maha-mpanangom-bokatra an-dranomasina sy an-dranomamy eo amin’ny sehatry ny jono

Mifarana ny vanim-potoana fanangonam-bokatra an-dranomasina ho an’ny taona 2020 eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Miisa 1400 eo ho eo ny fahazoan-dalana hanangombokatra nozarain’ny avy eo anivon’ny DGPA ary  manodidina ny 1 miliara sy 500 tapitrisa kosa ny tamberim-bidin’ny jono  ho an’ny fanjakana Malagasy tamin’ity taona ity. Hanomboka ny 15 desambra 2020 ho avy izao, ary […]

Voir plus
deneme bonusu veren siteler güvenilir bahis siteleri deneme bonusu veren siteler deneme bonusu veren siteler 2026 deneme bonusu veren siteler deneme bonusu veren siteler Güvenilir Bahis Siteleri Marsbahis giriş marsbahis deneme bonusu deneme bonusu veren siteler