Actualités

Evènements et ateliers

Ady amin’ny kolikoly ho fanatsarana ny tontolon’ny famokarana

Ho fanatanterahana ny vinan’ny governemanta amin’ny fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly, ny Transparency International_Initiative Madagascar (TIIM) dia nahazo famatsiambola avy amin’ ny GIZ amin’ny alàlan’ny tetikasa « Fanatsarana ny tontolon’ny asa amin’ny rojom-pihariana  “Jono nentim-paharazana » any amin’ny faritra Androy sy Anosy sy ny rojom-pihariana » dipoavatra, kafe, vanilla -jirofo « any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Tanjon’ ny […]

Voir plus

Tetikasa « e-Phyto» : Fanamarinana nomerika ny fahasalaman’ny zava-maniry

Hanamorana ny fanondranana sy ny fanafarana ireo zava-maniry sy ireo vokatra azo avy amin’ny zava-maniry, dia miroso amin’ny fametrahana ny tetikasa e-Phyto i Madagasikara, izay tetikasa miompana amin’ny fanovana ho nomerika ireo taratasy manamarina ny fahasalaman’ ny zava-maniry na ireo vokatra azo avy amin’ny zava-maniry ilaina amin’ny varotra iraisam-pirenena.Tetikasa izay novolavolain’ny Comité National de Facilitation […]

Voir plus

Ho voarindra tsara kokoa ny famokarana noho ny fisian’ny hotline 321

Iray amin’ireo sehatra ara-toe-karena tena voakasiky ny fiovaovan’ny toetr’andro ny fambolena. Misy fikorontanana ny toetr’andro ka misy fiantraikany amin’ny famokarana izany. Vokatr’izany dia mandalo fahasahiranana ireo tantsaha amin’ny fitantanana ny fandaharam-potoana izay miha-mikorontana  hatrany. Miha tsy mifanaraka amin’ny toetr’andro ny voly atao. Ary ny tsy fahampian’ny fahalalana amin’ny fahafaha-mampifanaraka ny rafitry ny famokarana dia miteraka […]

Voir plus

Avaozina sy hatsaraina ny lalàna mifehy ny tontolon’ny veterinera eto Madagasikara

Lalàna telo no ho dinihina ao anatin’ny atrikasa izay karakarain’ny MAEP amin’ny alalan’ny DSV, miaraka amin’ny « Bureau Inter-Ressources Animales » atao ao amin’ny Colbert Antaninarenina ny 18-19 febroary 2021,  dia ny lalàna mifehy ny fikarakarana ny tontolon’ny biby na ny “bien-être animal”, ny lalàna mahakasika ny “traçabilité des petits ruminants” ary ny lalàna mamaritra ny fanaraha-maso […]

Voir plus
aksiyon filmleri