Miara-miasa ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny Programme Alimentaire Mondial(PAM) eto Madagasikara, anampiana ireo mponin’ny faritra Atsimo hiarina syhiatrika ny fiovaovàn’ny toetr’andro. Natao anio 10 martsa tao Anosy nyfifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa hanosehanany famokarana sorgho sy voly hafa. Tanjona ny hananan’ireo fianakaviana marefo sakafo mandava-taona hiatrehana ny maintany. Efa miditra tanteraka amin’ny asa fampandrosoana maharitra […]
Actualités
Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny PAM anamafisana ny fahafaha-miatrika ny fiovaovaon’ny toetr’andro
Trangan’aretin’omby any amin’ny faritra: mandray ny andraikiny ny MINAE
Manoloana ny aretin’ny omby izay mampiahiahy ny mpiompy ary miparitaka amin’ny faritra maro amin’izao fotoana izao dia nisy ny fanazavana nentin’ny DSV izay eo aniovon’ny Ministeran’ny Fambolena sy fiompiana, ny 22 febroary 2022. Raha tsiahivina dia ny 26 oktobra 2021 no nisian’ity trangan’aretina ity voalohany teto Madagasikara tao amin’ny faritra Vakinankaratra. Nandray ny andraikiny avy hatrany […]
MINAE-FAO-OMS: Atrikasa nasionaly fanjohina ny fanoheran’ny vatan’ny olona na ny biby ny ady amin’ny mikroba sy ny fampiasana azy
Mbola betsaka ny fampiasana tsy am-piheverana ny antibiotika eto Madagasikara na eo amin’ny sehatry ny fiompiana (akoho amam-borona, kisoa,) izany na eo amin’ny fahasalaman’ny olombelona. Miteraka ny fanoheran’ny vatan’ny olombelona na ny biby tsy handaitra intsony ao aminy anefa izany. Olana manerantany ny fanoherana ny ady amin’ny mikroba (AMR) ary misy fiantraikany betsaka amin’ny fampandrosoana […]
Tetikasa PROFI lait : hampiakatra ny tahan’ny fanjifana ronono na ny vokatra azo avy amin’ny ronono ho 25kg isan’olona isan-taona
Manodidina ny 13 000t isan-taona ny vovo-dronono afaran’ny Madagasikara hamaliana ny filàn’ny mpanjifa. Mbola ambany ihany koa ny fanjifàn’ny malagasy ronono; 12kg isan’olona isan-taona ho an’ny eto andrenivohitra raha 5 kg isan-taona isan’olona izany ho an’ny malagasy amin’ny ankapobeny. Ho fampiakarana izany salanisa izany sy ho fanatsaràna ny famokarana ronono eto Madagasikara dia natomboka tamin’ny fomba […]