Actualités

Korambe Ambodi-manga : Nihaino sy nifanakalo hevitra niaraka tamin’ny tantsaha, Andriamatoa Ministry ny fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa HAJARISON François Sergio.

Nitafa mivantana tamin’ireo tantsaha tao amin’ny FKT Andrafia, CR Ampandriakilandy, Antsohihy. Nihaona, nifampizara vaovao, niresaka ny zava-misy sy ny olana ary nandrosoana vahaolana maharitra ho amin’ny Fampivoarana ny Famokarana sy fanatsarana ny fiharian’ireo tantsaha eny ifotony ireo.Mbola malalaka ny velaran-tany azo trandrahana ao Sofia koa nangataka fanohanana ara-teknika sy ara-pitaovana tamin’ Andriamatoa Ministra ny tantsaha.Nandray […]

Voir plus

RIZ PLUS : Un projet pour soutenir les agriculteurs et dynamiser la production dans la région Sofia.

Antsohihy, 18 avril 2025Le projet RIZ PLUS a été officiellement lancé à Antsohihy par Monsieur HAJARISON François Sergio, Ministre de l’Agriculture et de l’Élevage et parrain de la région Sofia, en présence des autorités locales. Ce projet vise à augmenter la production rizicole et à renforcer la résilience des agriculteurs face aux changements climatiques et […]

Voir plus

RIZ PLUS : Tetikasa manohana ny tantsaha sy mampiroborobo ny famokarana ao amin’ny faritra Sofia.

Antsohihy, 18 Aprily 2025Natombok’ Andriamatoa Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa HAJARISON François Sergio no sady Minisitra mpiahy ny Faritra Sofia tamin’ny fomba ofisialy tao Antsohihy, ny Tetikasa RIZ PLUS, niarahana tamin’ireo manam-pahefana tao an-toerana.Tetikasa hampiakarana ny vokatra sy hanamafisana ny fahafaha-miatrik’ireo Tantsaha manoloana ny fiovaovan’ny toetrandro sy ny olana ara-tsosialy, eo ambany fiahian’ny […]

Voir plus

Fidinana stratejika nataon’ny Komity mpanapa-kevitra ho fanamafisana ny tetikasa TEFIALA ao Atsimo Andrefana.

Tontosa ny 14 hatramin’ny 18 aprily 2025 ny fidinana ifotony nataon’ireo mpikambana mpanapa-kevitra ao amin’ny Komity mpitantana (COPIL) ny tetikasa TEFIALA, tao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana. Tanjona ny hanaovana tombana amin’ny fandrosoan’ny asa iarahan’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy (MEDD) sy ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana (MINAE) tanterahina amin’ny alalan’ny tetikasa TEFIALA, […]

Voir plus
aksiyon filmleri