Tanterahina mandritry ny hateloana (31 may, 01 et 02 jona 2022) ao amin’ny CNEAGR Nanisana ny atrikasa fikaonan-doham-pirenena ho an’ny masomboly, izay nokarakarain’ny MINAE niaraka tamin’ireo mpiara miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika ary ny mpisehatra rehetra ao anatin’ny masomboly. Miroso amin’ny fanafainganana ny fizakan-tena ara-tsakafo i Madagasikara amin’ny alalan’ny fampivoarana sy fanovàna ny seha-pamokarana. Sehatra atao […]
Actualités
Evènements et ateliers
Atomboka ny « fametrahana tambajotran-tserasera momba ny fambolena sy ny fiahiana ara-tsakafo ary ny fanjarian-tsakafo amin’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina» ao anatin’ny Fandaharanasa SANOI
Efa mpikambana ao amin’ny COI sy ny COMESA ary ny SADC i Madagasikara ka manana fahafahana amin’ny hanamafisana ny fampidirana ny vokatry ny famokarana ho amin’ny tsena eo anivon’ny faritry ny ranomasimbe Indiana sy ny tsena iraisam-pirenena. Amin’izao fotoana izao anefa dia mbola tsy ampy ny angom- baovao sy antontan’isa fototra feno sy azo antoka […]
Appui à l’innovation alimentaires et à la Digitalisation des systèmes alimentaires à Madagascar
22 mars 2022. L’Etat malagasy fait un saut qualitatif pour l’émergence d’un secteur agricole performant à Madagascar. Ce jour a été signé, entre le MINAE et la FAO, la convention de partenariat pour l’appui à l’innovation et à la digitalisation des systèmes agroalimentaires. Une collaboration qui vise à rendre les services agricoles plus accessibles, plus […]
Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny PAM anamafisana ny fahafaha-miatrika ny fiovaovaon’ny toetr’andro
Miara-miasa ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny Programme Alimentaire Mondial(PAM) eto Madagasikara, anampiana ireo mponin’ny faritra Atsimo hiarina syhiatrika ny fiovaovàn’ny toetr’andro. Natao anio 10 martsa tao Anosy nyfifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa hanosehanany famokarana sorgho sy voly hafa. Tanjona ny hananan’ireo fianakaviana marefo sakafo mandava-taona hiatrehana ny maintany. Efa miditra tanteraka amin’ny asa fampandrosoana maharitra […]