Actualités

Evènements et ateliers

MINAE-FAO-OMS: Atrikasa nasionaly fanjohina ny fanoheran’ny vatan’ny olona na ny biby ny ady amin’ny mikroba sy ny fampiasana azy

Mbola betsaka ny fampiasana tsy am-piheverana ny antibiotika eto Madagasikara na eo amin’ny sehatry ny fiompiana (akoho amam-borona, kisoa,)  izany na eo amin’ny fahasalaman’ny olombelona. Miteraka ny fanoheran’ny vatan’ny olombelona na ny biby tsy handaitra intsony ao aminy anefa izany. Olana manerantany ny fanoherana ny ady amin’ny mikroba (AMR) ary misy  fiantraikany betsaka amin’ny fampandrosoana […]

Voir plus

Legioma nentim-paharazana, manampy amin’ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara

Anisan’ny firenena aty Afrika manana karazana legioma nentim-paharazana maro, toy ny anamamy,angivy, voatavo, anapatsa sy ny maro hafa i Madagasikara. Mbola tsy tafapetraka nefa ny fanomezan-danja ireny karazana legioma ireny ka ahiana ho lany tamingana. Hatramin’ny taona 2018 nanombohan’ny tetikasa DARWIN INITIATIVE, tetikasa miara-miasa amin’ny FOFIFA, ny Oniversiten’Antananarivo, sy ny SEMANA ary ny World Vegetable […]

Voir plus

Ho mora kokoa ny faraha-maso ny fahasalaman’ny biby isam-paritra manomboka izao

Dokotera mpitsabo biby miisa 48 avy ao amin’ny faritra Vakinankaratra, Itasy, Menabe, Analamanga, Bongolava ary Melaky no nisitraka fampihofanana sy fampitaovana avy amin’ny MINAE tamin’ny alalan’ny DSV, momba ny fanaraha-maso ny fahasalaman’ny biby amin’ny fampiasana teknolojia moderina « tablette » izay nomen’ny tetikasa RINDRA, tetikasa eo ambany fiahian’ny MINAE ; atrikasa fampihofanana novatsian’ny Vondrona Eropeanina […]

Voir plus

Teny filamatra hameloma-maso indray ny sehatry ny fiompiana eto Madagasikara manomboka izao ny hoe « Sehatry ny fiompiana : vato sy kitro ifaharan’ny fampandrosoana an’i Madagasiakara ». Mitana toerana lehibe amin’ny fanatratrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo eto Madagasikara ny fiompiana. Manodidina ny 60%n’ny malagasy hatramin’izao no miankina sy mivelona amin’ny sehatry ny fiompiana, izay sehatra mampidi-bola […]

Voir plus
aksiyon filmleri