Actualités

Missions sur terrain

Behenjy, 09 jolay 2022 : fankalazana ny andro ho an’ny aty matavy, andiany voalohany

Tontosa ny Asabotsy 09 Jolay 2022 tao Behenjy ny fankalazana ny « andro lehibe ho an’ny aty matavy » izay teo ambany fiahian’ Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy Fiompiana, Andriamatoa Minisitra lefitra misahana ny Fiompiana, Andriamatoa Minisitry ny Fizahantany, ary Andriamatoa Governoran’ny faritry Vakinankaratra ; hetsika nokarakarain’ny « Fikambanan’ny mpiompy mpamokatra aty matavy eto Behenjy ». Seha-pihariana manan-danja sy […]

Voir plus

Lemak’i Dabara: hanomboka ny asa fanavaozana sy fanarenana

Taorian’ny fijerena ny fizotry ny asa tao amin’ny lemak’i Beboka, tao Antsalova  nataon’ny Ministry ny fambolena sy ny fiompiana sy ireo mpiara-dia taminy, dia  nidina   tao Morondava, faritra Menabe  indray izy ireo, ny 05 jolay 2022, nanao fifanakalozan-kevitra tamin’ireo tantsaha sy ireo mpisehatra rehetra voakasiky ny Lemak’i Dabara, hamahana ny olàna amin’ny fampiasan-drano sy hanarenana […]

Voir plus

Lemak’I Beboka: mitohy ny asa fanamboarana ireo fotodrafitrasa ho enti-mamokatra

Fanambin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny fanamboarana sy fanavaozana ireo foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny famokarana ary ny fanitarana ny tany ho volena, hahafahana mahatratra ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Taorian’ny fihaonam-bem-pirenena ho amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo izay notanterahina ny 16-17 jona 2022, dia tsy maintsy miroso amin’ny fanamboarana sy famitàna izany fotodrafitrasa izany ny MINAE. Araka izany, dia […]

Voir plus

10 may 2022 Sahabe, Alaotra Mangoro. Fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny lamina fitarihan-drano hanondrahana ny lemaka Atsimo Andrefan’ny lac Alaotra-PC23

Velaran-tanimbary manodidina ny 10 000ha ao amin’ny lemak’i PC23, faritra Atsimo Andrefan’ny lac Alaotra no ho voatondraka ara-dalana manomboka izao vokatry ny  fahavitan’ny lamina fitarihan-drano lehibe ao Sahabe. Foto-drafitrasa izay mifanin-dran-dalana tanteraka amin’ny vinan’ny Governemanta malagasy dia ny hanajary velaran-tany 100 000ha ho fanatanterahana ny fahavitan-tena ara-tsakafo, indrindra ny fahavitan-tena ara-bary. « Tombanana ho tafiakatra 580 000 taonina isan-taona […]

Voir plus
aksiyon filmleri