Actualités

Ho mora kokoa ny faraha-maso ny fahasalaman’ny biby isam-paritra manomboka izao

Dokotera mpitsabo biby miisa 48 avy ao amin’ny faritra Vakinankaratra, Itasy, Menabe, Analamanga, Bongolava ary Melaky no nisitraka fampihofanana sy fampitaovana avy amin’ny MINAE tamin’ny alalan’ny DSV, momba ny fanaraha-maso ny fahasalaman’ny biby amin’ny fampiasana teknolojia moderina « tablette » izay nomen’ny tetikasa RINDRA, tetikasa eo ambany fiahian’ny MINAE ; atrikasa fampihofanana novatsian’ny Vondrona Eropeanina […]

Voir plus

Hampitomboana ny vokatra ronono eto Madagasikara

Taranak’ombivavy be ronono Montbéliarde sy Normande 165 isa izay efa samy mitondra vohoka 5 volana no tonga eto Madagasikara, tetikasan’ny Filoha Andry RAJOELINA, entina manatanteraka ny velirano faha 9 ;  ho fanampiana ireo tanora sy tantsaha mpamokatra sy mpiompy mba hampitomboan’izy ireo ny fidiram-bolany. Ireo tanora sy tantsaha nahazo ny titre vert ao amin’ny faritry Vakinankaratra […]

Voir plus

Teny filamatra hameloma-maso indray ny sehatry ny fiompiana eto Madagasikara manomboka izao ny hoe « Sehatry ny fiompiana : vato sy kitro ifaharan’ny fampandrosoana an’i Madagasiakara ». Mitana toerana lehibe amin’ny fanatratrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo eto Madagasikara ny fiompiana. Manodidina ny 60%n’ny malagasy hatramin’izao no miankina sy mivelona amin’ny sehatry ny fiompiana, izay sehatra mampidi-bola […]

Voir plus

Seha-pihariana katsaka Bongolava: tratra ny tanjon’ny PROSPERER

Tratra ny tanjon’ny fandaharan’asa PROSPERER (Fanohitra) izay eo ambany fiahian’ny MAEP ary vatsian’ny FIDA vola, amin’ny ankapobeny ao amin’ny faritra Bongolava, distrikan’ny Tsiroanomandidy amin’ny seha-pihariana katsaka. Anisan’ny koperativa notohan’ny fandaran’asa ny koperativa TAMBATRA ao Ambodiaviavy, Kaominina Mahasolo sy ny koperativa SANTATRA ao Maroharona, Kaominina Maroharona. Niakatra hatramin’ny 60-70% ny lentan’ny taham-pamokarana katsaka taorian’ny fanohanana ireo […]

Voir plus
aksiyon filmleri