Antoky ny fiveloman’ny tantsaha mpiompy any amin’ny faritra Atsimo ny fiompiana omby. Anisan’ny manana kalitao tsara ihany koa ny omby any amin’ny faritra Atsimo. Tsapa sy hita fa mihena isa sy habe ny omby amin’izao fotoana, antony nametrahana ny “Centre d’insémination artificielle” na ny Ivontoerana hanaovana fampanarahana enti-tanana sy ny laboratoara fitiliana ny fahasahasalaman’ny biby […]
Actualités
MINAE/ CASEF: Misokatra ny Ivon-toerana hahafahana manao ny fampanarahana enti-tanana sy ny laboratoara fitiliana sy fanaraha-maso ny fahasalaman’ny biby, ao amin’ny faritra Anôsy
IVONTOERANA CAFPA ANKILY, FARITRA IHOROMBE: HANOFANA TANORA HO MATIANINA AMIN’NY FAMOKARANA
Natolotry ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ho an’ny Faritra Ihorombe ny foto-drafitrasa lehibe CAFPA na ny Ivontoerana Fanohanana sy Fanofanana ho matianina eo amin’ny sehatry ny famokarana ireo tanora Malagasy niala an-daharana tany an-tsekoly. Mandray mpiofana eo amin’ny 20 isan-taona ny CAFPA ao Ankily, tanora eo anelanelan’ny 18 hatramin’ny 23 taona […]
Behenjy, 09 jolay 2022 : fankalazana ny andro ho an’ny aty matavy, andiany voalohany
Tontosa ny Asabotsy 09 Jolay 2022 tao Behenjy ny fankalazana ny « andro lehibe ho an’ny aty matavy » izay teo ambany fiahian’ Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy Fiompiana, Andriamatoa Minisitra lefitra misahana ny Fiompiana, Andriamatoa Minisitry ny Fizahantany, ary Andriamatoa Governoran’ny faritry Vakinankaratra ; hetsika nokarakarain’ny « Fikambanan’ny mpiompy mpamokatra aty matavy eto Behenjy ». Seha-pihariana manan-danja sy […]
Lemak’i Dabara: hanomboka ny asa fanavaozana sy fanarenana
Taorian’ny fijerena ny fizotry ny asa tao amin’ny lemak’i Beboka, tao Antsalova nataon’ny Ministry ny fambolena sy ny fiompiana sy ireo mpiara-dia taminy, dia nidina tao Morondava, faritra Menabe indray izy ireo, ny 05 jolay 2022, nanao fifanakalozan-kevitra tamin’ireo tantsaha sy ireo mpisehatra rehetra voakasiky ny Lemak’i Dabara, hamahana ny olàna amin’ny fampiasan-drano sy hanarenana […]