Actualités

Lemak’I Beboka: mitohy ny asa fanamboarana ireo fotodrafitrasa ho enti-mamokatra

Fanambin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny fanamboarana sy fanavaozana ireo foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny famokarana ary ny fanitarana ny tany ho volena, hahafahana mahatratra ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Taorian’ny fihaonam-bem-pirenena ho amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo izay notanterahina ny 16-17 jona 2022, dia tsy maintsy miroso amin’ny fanamboarana sy famitàna izany fotodrafitrasa izany ny MINAE. Araka izany, dia […]

Voir plus

Mihamafy kokoa ny fiaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny SYMABIO ho fampiroboroboana ny vokatra biolojika

Nanomboka ny taona 2017 no efa niara-niasa ny MINAE sy ny SYMABIO. Vokatr’izany dia efa nisy ny fampahafantarana ny lalàna momba ny famokarana biolojika ny taona 2020, narahina famolavolana ny paik’ady nasionaly momba izany. Ho fanamafisana hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny 2 tonta dia nosoniavina ny 20 jona 2022 tao Anosy ny fifanekem-piaraha-miasa. Ity fifanakem-piaraha-miasa […]

Voir plus

Atrikasa nasionaly momba ny masomboly

Tanterahina mandritry ny hateloana (31 may, 01 et 02 jona 2022) ao amin’ny CNEAGR Nanisana  ny atrikasa fikaonan-doham-pirenena ho an’ny masomboly, izay nokarakarain’ny MINAE niaraka tamin’ireo mpiara miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika ary ny mpisehatra rehetra ao anatin’ny masomboly. Miroso amin’ny fanafainganana ny fizakan-tena ara-tsakafo i Madagasikara amin’ny alalan’ny fampivoarana sy fanovàna ny seha-pamokarana. Sehatra atao […]

Voir plus

Atrikasa fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa ho fanatsaràna ny famokarana lavanila

Notanterahina ny 18 may 2022 tao Anosy ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny fandaharanasa FORMAPROD, ny tetikasa PEJAA, ny EFTA Analamalotra, izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny fiompiana, sy ny tetikasa USAID Hay Tao,  fiaraha-miasa mifototra amin’ny fanatsaràna ny lasi-piofanana momba ny famokarana lavanila eto Madagasikara. Nohon’ny fangatahan’ny « Plateforme National de la vanille » ny […]

Voir plus
aksiyon filmleri