Niara-dia tamin’ny Filohan’ny Repoblika mivady sy ny filohan’ny Fondation Mérieux mivady tany Taolagnaro, Faritra Anosy, ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, nijery ny orinasa Nutrisud mpamokatra fanampin-tsakafo. Nutrisud, tetikasa novolavolain’ny vadin’ny Filoham-pirenena izay ahitana ny fiaraha-miasa eo amin’ny fikambanana Fitia sy ny Fondation Mérieux ary ny Nutriset. Kapik’nakà na koa hoe voanjoko no anaran’ilay […]
Actualités
Hanampy isa ireo Ttoeram-pamokarana ara-biolojika i Bongatsara
Ezaka imasoan’ny Fitondram-panjakana ny fampiroboroboana ny famokarana ara-biolojika lovainjafy. Hisehatra betsaka amin’ny famokarana legioma sy voninkazo ary hazo fihinam-boa I Madagasikara. Ary I Bongatsara dia toerana natao ho fitaratra amin’izany. Ho mpamatsy “plantule” I Bongatsara Vala fakan-tahaka mirefy 4 ares no apetraka isak’ireo fokontany mandrafitra ny kaominina, izay ahafahana manome fampiofanana ireo tantsaha amina famokarana […]
Appui à l’innovation alimentaires et à la Digitalisation des systèmes alimentaires à Madagascar
22 mars 2022. L’Etat malagasy fait un saut qualitatif pour l’émergence d’un secteur agricole performant à Madagascar. Ce jour a été signé, entre le MINAE et la FAO, la convention de partenariat pour l’appui à l’innovation et à la digitalisation des systèmes agroalimentaires. Une collaboration qui vise à rendre les services agricoles plus accessibles, plus […]
Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny PAM anamafisana ny fahafaha-miatrika ny fiovaovaon’ny toetr’andro
Miara-miasa ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny Programme Alimentaire Mondial(PAM) eto Madagasikara, anampiana ireo mponin’ny faritra Atsimo hiarina syhiatrika ny fiovaovàn’ny toetr’andro. Natao anio 10 martsa tao Anosy nyfifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa hanosehanany famokarana sorgho sy voly hafa. Tanjona ny hananan’ireo fianakaviana marefo sakafo mandava-taona hiatrehana ny maintany. Efa miditra tanteraka amin’ny asa fampandrosoana maharitra […]