Actualités

Trangan’aretin’omby any amin’ny faritra: mandray ny andraikiny ny MINAE

Manoloana ny aretin’ny omby izay mampiahiahy ny mpiompy ary miparitaka amin’ny faritra maro amin’izao fotoana izao dia nisy ny fanazavana nentin’ny DSV izay eo aniovon’ny Ministeran’ny Fambolena sy fiompiana, ny 22 febroary 2022. Raha tsiahivina dia ny 26 oktobra 2021 no nisian’ity trangan’aretina ity voalohany teto Madagasikara tao amin’ny faritra Vakinankaratra. Nandray ny andraikiny avy hatrany […]

Voir plus

MINAE-FAO-OMS: Atrikasa nasionaly fanjohina ny fanoheran’ny vatan’ny olona na ny biby ny ady amin’ny mikroba sy ny fampiasana azy

Mbola betsaka ny fampiasana tsy am-piheverana ny antibiotika eto Madagasikara na eo amin’ny sehatry ny fiompiana (akoho amam-borona, kisoa,)  izany na eo amin’ny fahasalaman’ny olombelona. Miteraka ny fanoheran’ny vatan’ny olombelona na ny biby tsy handaitra intsony ao aminy anefa izany. Olana manerantany ny fanoherana ny ady amin’ny mikroba (AMR) ary misy  fiantraikany betsaka amin’ny fampandrosoana […]

Voir plus

Tetikasa PROFI lait : hampiakatra ny tahan’ny fanjifana ronono na ny vokatra azo avy amin’ny ronono ho 25kg isan’olona isan-taona

Manodidina ny 13 000t isan-taona ny vovo-dronono afaran’ny Madagasikara hamaliana ny filàn’ny mpanjifa. Mbola ambany ihany koa ny fanjifàn’ny malagasy ronono; 12kg isan’olona isan-taona ho an’ny eto andrenivohitra raha 5 kg isan-taona isan’olona izany ho an’ny malagasy amin’ny ankapobeny. Ho fampiakarana izany salanisa izany sy ho fanatsaràna ny famokarana ronono eto Madagasikara dia natomboka tamin’ny fomba […]

Voir plus

Farmer business school: manampy betsaka ny tantsaha

Miisa 17 mianadahy ireo mpampiofana “Farmer Business School na FBS”, andiany voalohany notolorana ny mari-pankasitrahana ny 10 desambra 2021 tao amin’ny #ESSA Ankatso. Manodidina 7000 ny tantsaha mpamokatra ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, Androy ary Anosy voahofan’izy ireo tao anatin’ny 2 taona, izay ho lasa tantsaha mpandraharaha matihanina sy ho modely fa tsy ho tantsaha […]

Voir plus
aksiyon filmleri